- Talata 20 Martsa 2012
Actualités.Farafangana Niroso amin’ny fitokonana ireo mpampianatra
Efa herinandro vitsivitsy izay no nitokona mitaky ny zony ireo mpampianatra eny anivon’ireo sekolim-panjakana.
Hamaky ny tohinyEfa herinandro vitsivitsy izay no nitokona mitaky ny zony ireo mpampianatra eny anivon’ireo sekolim-panjakana.
Hamaky ny tohinyTsy zakan’ny vahoaka ao amin’ny Kaominina Ambatomifanongoa, Soavina ary Ambondromisotra intsony ny fangalaran’omby sy famonoana olona miseho matetika miaraka amin’ireo fandrahonana ataon’ireo dahalo mpangalatra omby.
Hamaky ny tohinyTsara ary maha te hidera ny fametrahana ilay fomba fiasa sy fomba fiady vaovao mba hanaraha-maso ny fifamezivezen'ny basy eto amintsika.
Hamaky ny tohinyRaharaha anisan’ny mbola mitana ny sain’ny maro ny mikasika ny Radio Fahazavana, onjampeon’ny Finagonan’i Jesoa Krsity eto Madagasikara na FJKM.
Hamaky ny tohinyVavolombelona voalohany tamin’ny raharaha BANI 2010 ny lehiben’ny etamazaoro jeneralin’ny tafika Malagasy, ny jeneraly Ndriarijaona André.
Hamaky ny tohinyEfa tonga tamin’ny fanakanan-dalana miditra ny ozinina ao Tanandava ny hetsik’ireo mpiasa taloha tao Ambatovy, ny zoma teo, fotoana indrindra nahatongavan’ny minisitry ny harena ankibon’ny tany, Randriafeno Danielle sy ny minisitry ny fahasalamana, Ndaimanjara Johanita.
Hamaky ny tohiny