Actualités

Farafangana Niroso amin’ny fitokonana ireo mpampianatra


  • Talata 20 Martsa 2012

Efa herinandro vitsivitsy izay no nitokona mitaky ny zony ireo mpampianatra eny anivon’ireo sekolim-panjakana.

 Araka ny fanazavana azo moa, dia tsy misy ambadika politika ity fitokonana ity fa fitakiana madiodio ireo tombontsoan’ ny mpampianatra toy ny volan-jaza, ny fanatsarana ny marikarama sy ny zo amin’ny hofan-trano sy ny sisa hafa. Ny zoma teo ary no nanapa- kevitra hanatevin-daharana ireo namany ireo mpampianatra any Farafangana. Nilaza ireo mpampianatra ireo fa tsy hifarana izao fitokonana izao raha tsy mivaly ny fitakian’izy ireo.
Rabe

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Groupe
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

des intellos Bezanozano

  • Michel Rabemahefa
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Feno ny maha Ambasadaoron’i

  • PDS
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Feno Ralambolamanana

  • Hetsika
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

"Cap sur l'île Sainte-Marie"

  • Hetsika
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

mialoha ny loza ara-toetr’andro

  • ANTANETIBE MAHAZAZA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Atody 300 000 isan'andro

Hijery ny tohiny
FTT