Actualités

Lapan’ny fitsarana Anosy Tsy nipoitra ny CEMGAM


  • Talata 20 Martsa 2012

Vavolombelona voalohany tamin’ny raharaha BANI 2010 ny lehiben’ny etamazaoro jeneralin’ny tafika Malagasy, ny jeneraly Ndriarijaona André.

 Natao omaly ny fitsarana iny raharaha iny, saingy tsy nipoitra teny amin’ny Lapan’ny fitsarana ny tenany. Tsy tonga teny koa ny kolonely Raharijaona Sedera, lehiben’ny holafitry ny rezimantan’ny hery vonjitaitra miaramila eny Ivato, anisan’ny vavolombelona. Nisy ihany anefa ireo lehiben’ny holafy eto an-drenivohitra tonga teny Anosy, izy ireo dia raisina ho vavolombelona tamin’iny raharaha iny. Tsy manakana ny raharaham-pitsarana tsy hiroso anefa ny fahatongavan’ireo na tsia, araka ny fanazavana nataon’ny Me Randranto André, iray amin’ireo mpisolovava ny Pr Ranjeva Raymond.
Jean D.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Groupe
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

des intellos Bezanozano

  • Michel Rabemahefa
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Feno ny maha Ambasadaoron’i

  • PDS
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Feno Ralambolamanana

  • Hetsika
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

"Cap sur l'île Sainte-Marie"

  • Hetsika
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

mialoha ny loza ara-toetr’andro

  • ANTANETIBE MAHAZAZA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Atody 300 000 isan'andro

Hijery ny tohiny
FTT