- Talata 03 Aprily 2012
Actualités.Sehatra tsy miankina Hihatra amin’izay ilay fisondrotan-karama 10,83%
Mihatra amin’ny fandraisan-karama volana martsa ity ilay fisondrotan-karama 10,83% farafahakeliny ho an’ireo mpiasa eny anivon’ny orinasa tsy miankina tafiditra ao anatin’ny sehatra ara-dalàna.
Hamaky ny tohiny