• Zoma 06 Aprily 2012
Actualités.Rtoa Attalah Béatrice «Hisy fifidianana amin’ity»

Tontosa omaly alakamisy 05 aprily teny Ivandry ny famindram-pahefana tamin’ny filohan’ny CENI teo aloha, Me Rakotomanana Hery sy ny filoha vaovaon’ny CENIT, Rtoa Attalah Béatrice.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 06 Aprily 2012
Actualités.Vidin-tsolika Hiakatra 150 Ariary indray ?

Tsy misy hevitra hafa fa tsy maintsy hiakatra indray ato ho ato ny vidin-tsolika.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 04 Aprily 2012
Actualités.Mpitrandraka «bois de rose» Manao ny danin’ny kibony

Tanàna maromaro amoron’ala any amin’iny Distrikan’i Tôlagnaro iny no mbola ahitana andian’olona mampanapaka andramena na «bois de rose».

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 04 Aprily 2012
Actualités.Orinasa Fanalamanga Tsy manara-dalàna ny fanjakana

Nanao antso avo amin'ireo fahefana mpanatanteraka ireo Parlemantera mikambana ao amin'ny vaomieran'ny tontolo iainana sy ny ala eo anivon'ny Kongresin'ny tetezamita mba handraisan'izy ireo ny andraikiny manoloana ny tsy fanarahan-dalàna miseho amin'ny fitantanana ny orinasa Fanalamanga ao Moramanga.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 04 Aprily 2012
Actualités.Auguste Marius Arnaud “Tsy mahatanty resy ny sasany”

Misy ny fikasana hametraka sendika iray hafa eo anivon’ny sehatry ny fitsarana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 03 Aprily 2012
Actualités.Fiarabe mpitatitra entana Miandry fanapahan-kevitry ny governemanta

Niato tao anaty savorovoro ny fitokonana nataon’ireo fiarabe, maherin’ny 12 taonina, mpitatitra entana teny Ambohimangakely omaly.

Hamaky ny tohiny
FTT