Actualités

Mpitrandraka «bois de rose» Manao ny danin’ny kibony


  • Alarobia 04 Aprily 2012

Tanŕna maromaro amoron’ala any amin’iny Distrikan’i Tôlagnaro iny no mbola ahitana andian’olona mampanapaka andramena na «bois de rose».

 Misy amin’ireo mpampikapa hazo ireo no mitonona ho manana taratasy fahazoan-dalana mitrandraka azy io. Raha mandalo any Evorona, tanàna iray ao amin’ny Kaominina ambanivolon’Ifarantsa sy amin’iny tanàna manamorona ny lalam-pirenena faha-12A, mampitohy an’i Tôlagnaro amin’i Manantenina ka mipaka hatrany Vangaindrano dia hita mitoby eny an-tsisin-dalana ny hazo vao avy nokapaina. Isaka ny tanàna andalovana, tsy latsaky ny 400 ka hatramin’ny 600 ny isan’ireo hazo miparitaka tazan’ny maso. Fitrandrahana izay mbola mitohy mandraka izao.
Natiora OTH

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Groupe
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

des intellos Bezanozano

  • Michel Rabemahefa
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Feno ny maha Ambasadaoron’i

  • PDS
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Feno Ralambolamanana

  • Hetsika
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

"Cap sur l'île Sainte-Marie"

  • Hetsika
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

mialoha ny loza ara-toetr’andro

  • ANTANETIBE MAHAZAZA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Atody 300 000 isan'andro

Hijery ny tohiny
FTT