Actualités

Fiarabe mpitatitra entana Miandry fanapahan-kevitry ny governemanta


  • Talata 03 Aprily 2012

Niato tao anaty savorovoro ny fitokonana nataon’ireo fiarabe, maherin’ny 12 taonina, mpitatitra entana teny Ambohimangakely omaly.

 Nibahan-dalana ireto fiarabe ireto ary dia nidina nandamina teny ny Emmo-reg rehefa sahirana ny zandarin’Ambohimangakely. Nisy fanazavana fa dia lalàna no mandrara ny tsy fahazoan’ireo fiarabe mivezivezy eto an-drenivohitra ka dia lalàna no manafoana na manitsy izany. Voalaza fa dia hodinihina mandritra ny filankevitry ny governemanta hatao anio ny momba ity raharaha ity. Hentitra anefa ny mpitatitra fa raha tsy mahafa-po azy ireo ny fanapahan-kevitra mivoaka ao dia hiverina hanamafy ny fitokonany izy ireo.
Nangonin’i Jean D.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Groupe
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

des intellos Bezanozano

  • Michel Rabemahefa
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Feno ny maha Ambasadaoron’i

  • PDS
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Feno Ralambolamanana

  • Hetsika
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

"Cap sur l'île Sainte-Marie"

  • Hetsika
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

mialoha ny loza ara-toetr’andro

  • ANTANETIBE MAHAZAZA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Atody 300 000 isan'andro

Hijery ny tohiny
FTT