Actualités

Rtoa Attalah Béatrice «Hisy fifidianana amin’ity»


  • Zoma 06 Aprily 2012

Tontosa omaly alakamisy 05 aprily teny Ivandry ny famindram-pahefana tamin’ny filohan’ny CENI teo aloha, Me Rakotomanana Hery sy ny filoha vaovaon’ny CENIT, Rtoa Attalah Béatrice.

 Nanambara ity farany fa dia tokony hisy fifidianana amin’ity taona 2012 ity. Andrasana alohan’ny 26 aprily izao ny fiavian’ireo manampahaizana manokana avy amin’ny Firenena Mikambana, hiaraka hanao tombana amin’ny teknisiana Malagasy amin’ny fahafahan’i Madagasikara mikarakara fifidianana. Efa nisy taratasy nalefako any amin’ny Sekretera jeneralin’ny Firenena Mikambana mikasika izany, araka ny fanazavan-dRtoa filohan’ny CENIT. Ao anatin’ny 60 andro, aorian’izay no handrafetana ny tetiandrom-pifidianana.
Jean D.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Groupe
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

des intellos Bezanozano

  • Michel Rabemahefa
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Feno ny maha Ambasadaoron’i

  • PDS
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Feno Ralambolamanana

  • Hetsika
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

"Cap sur l'île Sainte-Marie"

  • Hetsika
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

mialoha ny loza ara-toetr’andro

  • ANTANETIBE MAHAZAZA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Atody 300 000 isan'andro

Hijery ny tohiny
FTT