- Alarobia 11 Aprily 2012
Actualités.Kolonely «malaza» Resin-tory dia voaendaka
«Vehivavy tsy maha lehilahy», hoy ny hira malazan’ny faritr’i MAVAM izay.
Hamaky ny tohiny«Vehivavy tsy maha lehilahy», hoy ny hira malazan’ny faritr’i MAVAM izay.
Hamaky ny tohinyMiteraka resabe amin’izao fotoana izao ny filazan’i Andry Rajoelina fa hahazo fiaramanidina Airbus A340-300 roa i Madagasikara ato ho ato ary dia hireharehana izany satria hoe sambany teo amin’ny tantaran’ny kaompania Air Madagascar izany
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny
Nahoraka be ny faran'ny herinandro teo fa hoe nodimandry Ratsirahonana Norbert Lala, filoha mpanorina ny antoko AVI (Asa Vita no Ifampitsarana) sady mpanolotsaina manokan’i Andry Rajoelina.
Hamaky ny tohinyFetin’ny Alikaola ! Izay no azo hamintinana ny fetin’ny Paska Antsirabe raha ny zava-nisy nandritra iny herinandro masina iny no jerena tao an-toerana.
Hamaky ny tohinyTsy mety mitsahatra ny fanehoan-kevitra samihafa mikasika ny rahaharaha Fanalamanga. Mpikambana roa ao amin’ny Kongresin’ny tetezamita avy any Moramanga indray no samy manana ny fahitany ity raharaha ity dia Randriamamizafy Ignace sy Randriamahefa Henri Charles.
Hamaky ny tohiny