• Zoma 13 Aprily 2012
Actualités.Fanafihana amin’ny RN7 Tezitra ny zandary

Tezitra mafy ny zandarin’Antsirabe manoloana ny fanelezana vaovao tsy marina ataona haino aman-jery eto an-drenivohitra ka namoaka fanambarana manohitra izany ho an’ny mpanao gazetin’Antsirabe.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 13 Aprily 2012
Actualités.Rabetahiana Parfait Pascal “Hohajaina ny datim-panadinana rehetra”

Raharaha anisan’ny mitana ny sain’ny maro ny olana miseho lany eo amin’ny sehatry ny fanabeazam-pirenena. Nanamarika izany ny fitokonan’ny SEMPAMA sy ny fandraisana andraikitry ny fanjakana manoloana izany, ny mety fiantraikany amin’ny fanadinam-panjakana. Toy izany koa ny fisian’ny DREN roa amin’ny Faritra sasany sy ny fisian’ny mpitrandraka volamena eo an-tokotanin-tsekoly iray ao Masomeloka Mahanoro. Vahinin’ny Tia Tanindrazana anio Rabetahiana Parfait Pascal, Sekretera jeneralin’ny Ministeran’ny fanabeazam-pirenena, mitondra fanazavana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 12 Aprily 2012
Actualités.Menaka tsy ara-dalàna Hentitra ny ministeran’ny varotra

Tsy hanaiky fa hanaraka hatramin’ny farany izay olona nitondra ireo menaka tsy ara-dalàna tratra teny amin’ny orinasa afaka haba iray mpanjaitra lamba eny Ambohidratrimo ny Ministeran’ny varotra.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 12 Aprily 2012
Actualités.Port Toamasina Mirongatra ny halatra entana anaty kaontenera

“Tsy andeferako sy henjehiko hatramin’ny farany, ny fangalarana entana eo anivon’ny seranantsambon’i Toamasina”.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 11 Aprily 2012
Actualités.Black Nadia «Nanaovana sabôtazy izahay»

Nitondra fanazavana ny antony tsy nahafahany nanatanteraka fampisehoana tamin’ny toerana roa samihafa teto an-drenivohitra, dia teny amin’ny kianja Don Bosco Ivato sy teny amin’ny kianja Betongolo, ny alatsinain’ny paska 2012 teo i Black Nadia.

Hamaky ny tohiny
FTT