Actualités

Fividianana Airbus Fanesoana ny Malagasy


  • Zoma 13 Aprily 2012


 Misy saranga roa mifanalavitra eto Madagasikara dia ny olona te hividy Airbus sy ny olona mitady vola hividianana vary hohanina, hoy ny mpikambana eo anivon’ny Kongresin’ny tetezamita avy amin’ny ankolafy Ravalomanana, Andriampilamanana Rostand. “Fanesoana sy fandatsana ny Malagasy izany”, hoy i Zafilahy Stanislas nanamafy satria ny ankamaroan’ny olona dia mijaly, mahantra. Tsy ampahafirin’ny vahoaka Malagasy no afaka hitaingina izany fiaramanidina izany, araka ny fanazavana. Nambarany koa fa tsy hiditra amin’ny kitapom-bolam-panjakana akory ny vola hiditra amin’ny Airbus fa any am-paosin’ny olom-bitsy. Fanadalana olona izany, hoy ity filoha lefitry ny kongresy ity.

Soa

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Groupe
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

des intellos Bezanozano

  • Michel Rabemahefa
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Feno ny maha Ambasadaoron’i

  • PDS
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Feno Ralambolamanana

  • Hetsika
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

"Cap sur l'île Sainte-Marie"

  • Hetsika
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

mialoha ny loza ara-toetr’andro

  • ANTANETIBE MAHAZAZA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Atody 300 000 isan'andro

Hijery ny tohiny
FTT