- Talata 17 Aprily 2012
Actualités.Loto ao Toamasina Jeren’ireo olom-boatendry fotsiny
Fako, loto, rano miandrona etsy sy eroa … izay zary fiainana isan’andron’ny mponina ao Toamasina tao anatin’izao tetezamita izao.
Hamaky ny tohinyFako, loto, rano miandrona etsy sy eroa … izay zary fiainana isan’andron’ny mponina ao Toamasina tao anatin’izao tetezamita izao.
Hamaky ny tohinyAsa na samy variana amin’ny asa aman-draharaha sy ny fanarahana akaiky ny fizory ny vaovao momba ny fiainam-pirenena, fa dia nangina ilay resaka fanatsarana sy fandaminana tokony ho natao teo amin’ny sehatry ny asa fanaovan-gazety sy ny tontolon’ny haino aman-jery amin’ny ankapobeny.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny
Gazety be araka ny fomba filaza fa am-polony pejy ny fehin-kevitra nivoaka teny amin’ny CCI Ivato tamin’ny zoma teo tao anatin’ilay fikaonan-doha nandritra ny roa andro nataon’ny Fivondronamben’ny Mpiasam-panjakana ambony eto Madagasikara (CSGCEM).
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny
Ireo vondrom-bahoakam-paritra, izany hoe ny Faritra sy ny Kaominina ary ny Boriborintany no aharasain’ny Bianco fitarainana noho ny kolikoly be indrindra.
Hamaky ny tohiny