Actualités

Anosizato Atsinanana Any anaty arabe ireo mpivarotra


  • Alatsinainy 16 Aprily 2012


 Mitaraina noho ny fahateren’ny lalana eny Anosizato Atsinanana ireo mpamily fiarakodia mampiasa iny lalana iny, izay lalam-pirenena voalohany. Misy amin’ireo mpivarotra izay mampiasa ny tsenan’ny tantsaha isan’andro mantsy no tsy miala eo amin’ny toerany raha tsy amin’ny sivy ora maraina raha amin’ny fito ora farafahatarany izy ireo no tokony hiala. Miteraka fitohanana goavana eny amin’iny faritra iny izany no sady ahiana hitera-doza ihany koa. Marobe mantsy ireo olona mifamezivezy eny an-toerana isan’andro ankoatra ny mpiantsena sy ireo mpiantoka mbola hivarotra.

Pati

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Groupe
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

des intellos Bezanozano

  • Michel Rabemahefa
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Feno ny maha Ambasadaoron’i

  • PDS
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Feno Ralambolamanana

  • Hetsika
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

"Cap sur l'île Sainte-Marie"

  • Hetsika
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

mialoha ny loza ara-toetr’andro

  • ANTANETIBE MAHAZAZA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Atody 300 000 isan'andro

Hijery ny tohiny
FTT