Actualités

Haino amanjerim-panjakana Areno io TVM io !


  • Alatsinainy 16 Aprily 2012


 Ara-bakiteny mihitsy ilay ho tsy manara-penitra, raha ny zava-nisy omaly nandritra ny fitantarana mivantana ny ampahany tamin’ilay fifaninanana iraisam-pirenena taranja tsipy kanetibe. Ankoatra ilay mpitantara dia misy olona miteny ratsy tsotra izao mihitsy ren’ny mpijery io fahitalam-pirenena io. Naharitra minitra maromaro izany vao nijanona, fa hoe «tsy mahazo miteny ratsy moa ato !».

Ankoatra izay dia niato matetika noho ny lafiny ara-teknika ny fitantarana …farany dia najanona. Tsy io ihany fa matetika dia tsy manaraka ny fenitra maha televizionam-panjakana azy. Ampahany ihany io fa tsy lazaina ny fahatapahana any ivelan’ny faritra, toy ny etsy Ankazobe, izay tapa-bolana tsy nandeha noho ny resaka jiro. Mila fanarenana haingana !

Rabeso

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Groupe
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

des intellos Bezanozano

  • Michel Rabemahefa
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Feno ny maha Ambasadaoron’i

  • PDS
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Feno Ralambolamanana

  • Hetsika
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

"Cap sur l'île Sainte-Marie"

  • Hetsika
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

mialoha ny loza ara-toetr’andro

  • ANTANETIBE MAHAZAZA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Atody 300 000 isan'andro

Hijery ny tohiny
FTT