- Talata 13 Septambra 2011
Actualités.Sakoroka tao Barikadimy Mpianatra 01 maty, 36 voasambotra
Nitohy omaly alatsinainy maraina ny sakoroka teo amin’ny mpianatra avy any Antsiranana Miray ao anatin’ny FITEFA sy ny mpianatra Grand Sud Est, raha efa mba somary nilamina ny toe-draharaha ny alahady alina taorian’ny nandraisan’ny filohan’ny oniversiten’i Toamasina, Horace Gatien fepetra nanalana ny “Franchise Universitaire”, ka nahafahan’ny mpitandro ny filaminana niditra an-tsehatra nifehezana ny raharaha.
Hamaky ny tohiny
