- Alatsinainy 14 Mey 2012
Actualités.Fisondrotam-bidin’entana Vokatry ny hamaroan’ny mpanelanelana
Eny Anosizato sy Anosibe no misy ireo tsena lehibe mpamatsy entana ny renivohitra amin’ny legioma isan-karazany.
Hamaky ny tohinyEny Anosizato sy Anosibe no misy ireo tsena lehibe mpamatsy entana ny renivohitra amin’ny legioma isan-karazany.
Hamaky ny tohinyIzaho dia malahelo amin’ny nanaovana an’io kianjan’ny 13 mey io ankehitriny, hoy i Alain Ramaroson.
Hamaky ny tohinyNalaza tamin’iny herinandro lasa iny ny aferana vy tao Marovoay izay nisy nanodinkodina.
Hamaky ny tohinyFikoropahana ny an’ireo lehiben’ny faritra sy ny lehiben’ny fampianarana isam-paritra (DREN), manoloana ny fitokonana tsy mety mivaha eo amin’ny SEMPAMA manerana ny Nosy.
Hamaky ny tohinyMampiasa ny fomba rehetra handemena ny hetsiky ny SEMPAMA ny mpitondra isan’ambaratongany ary tsapa fa mahomby izany.
Hamaky ny tohinyAmin’izao fotoana izao dia efa misy eny anivon’ny ministera tsirairay avy voakasik’ity olan’ny fitaterana ity na mivantana na tsy mivantana, hoy Rajoelison Rado, Tale Jeneralin’ny fitaterana an-tanety eo anivon’ny ministeran’ny fitaterana sy famantarana ny toetr’andro.
Hamaky ny tohiny