• Talata 15 Mey 2012
Actualités.Vakinankaratra Mbola maro ireo tsy mampianatra

Hifandroritana tanteraka ankehitriny ny manodidina ny resaka fampianarana amin’ny ambaratonga fototra sy ambaratonga faharoa.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 15 Mey 2012
Actualités.Toamasina Nizara roa ny SEMPAMA

“Tsy tompomarika amin’ny mpampianatra mbola mitokona izahay mpitarika ny SEMPAMA.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 15 Mey 2012
Actualités.Raharaha Free FM - SITRAM Anio ny didim-pitsarana

Rehefa avy nahemotra in-droa dia tokony hivoaka amin’ity talata ity, ny didim-pitsarana mahakasika ny raharaha mampifanolana ny tompon’ny orinasa SITRAM, Edgar Razafindravahy sy ny tompon’ny onjampeo Free FM, Rtoa Razafimahaleo Lantosoa, teraka Rabezanahary.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 15 Mey 2012
Actualités.Raharovoatra Claude «Lainga ny filazana fa miasa ny ankamaroan’ny mpampianatra»

Mbola nananteraka hetsika tetsy anoloan’ny ministeran’ny fanabeazam-pirenena Anosy ireo mpanabe sy mpampianatra omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 14 Mey 2012
Actualités.Aina mpitsabo etsy Itaosy Norobain-dry be basy

Nahoraka an-gazety sy tamin’ny fampitam-baovao samihafa ny faran’ny herinandro teo fa dia voasambotra ilay mpanapoaka baomba teo amin’ilay tranombarotra karana ao Tsaralalana ny alakamisy 3 mey teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 14 Mey 2012
Actualités.Fitakiana etsy, fitokonana eroa Fanina tanteraka ny fitondrana

Raha toa ka tsy sahy nitokona ny mpitatitra an-drenivohitra dia milaza ny mbola hanohy ny fitakiana kosa amin'ity alatsinainy ny Sempama.

Hamaky ny tohiny
FTT