• Alarobia 16 Mey 2012
Actualités.Sendikan’ny mpanao gazety Nanao hetsika am-pilaminana

Nifamotoana teo anoloan’ny tsangambaton’ny holafitry ny mpanao gazety malagasy sady mariky ny fahalalahan’ny asa fanaovan-gazety eo anoloan’ny Gara Soarano omaly talata 15 mey misandratr’andro ny mpanao gazety maro sy ireo tompona haino aman-jery nakaton’ny fanjakana, nanoina ny antso nataon’ny sendikan’ny mpanao gazety.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 15 Mey 2012
Actualités.Faha-40 taonan’ny 13 mey 72 Hitohy anio etsy amin’ny Hotel de Ville ny tsiaro

Hotohizana anio talata 15 sy rahampitso alarobia 16 ary ny alakamisy 17 mey etsy amin’ny Lapan’ny tanàna vaovaon’ny tanànan’Antananarivo ny tsiaro ny 13 mey 1972.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 15 Mey 2012
Actualités.Raharaha Nadine Ramaroson Hivoaka anio ny marina ?

Fantatra izao fa hifampitafa amin’ny mpanao gazety momba ny nahafatesan’i Nadine Ramaroson anio talata manomboka amin’ny telo ora tolakandro eny amin’ny Orchidée Blanche Androhibe, ny fianakaviana Ramaroson.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 15 Mey 2012
Actualités.Mahajanga Renivohitra Nitokona ny taksibe

Raha fanairana am-bava fotsiny ny fitokonana nataon’ny mpitatitra teto an-drenivohitra dia nampihariny ny tao an-drenivohitr’i Mahajanga tao.

Hamaky ny tohiny
FTT