- Zoma 18 Mey 2012
Actualités.Ny Hasina - Andriamanananoro Misy ady mangatsiaka
Olona 150 no very asa nohon’ny fisintonana ny fahazoan-dalàna ampiasain’ny orinasa Madamobil mampiasa ny tambazotra Life.
Hamaky ny tohinyOlona 150 no very asa nohon’ny fisintonana ny fahazoan-dalàna ampiasain’ny orinasa Madamobil mampiasa ny tambazotra Life.
Hamaky ny tohinyRakotondrafy Aimé, filohan’ny Sendikan’ny Paramed itambaran’ny infirmier sy sage femme no vahinin’ny Tia Tanindrazana anio. Nanontaniana azy ny anton’ny grevy tontosain’ny Paramed amin’ny alatsinainy izao eto Analamanga sy ny fitarana amin’ny faritra 22 manomboka ny alakamisy sy zoma
Hamaky ny tohinyHatreto aloha dia tsy mbola nisy ny famerenenana ireo mpianatra hamonjy sekoly sy ny fisokafan’ireo sekolim-panjakana, voatery nakatona vonjy maika noho ireo toe-javatra nitranga tamin’ny fiandohan’ny herinandro teo, nisian’ny fidinan’ny mpianatra an-dalambe ary nitrangan’ny fifandonana mahery vaika teo amin’ny samy mpianatra tsy miankina sy ny fanjakana tao Toamasina.
Hamaky ny tohinyTahaka ny sehatr’asa rehetra eto amin’ny firenena dia mandalo krizy koa ny asa fanaovan-gazety.
Hamaky ny tohinyNiala tamin’ny fahanginany ny fianakaviana Ramaroson, sivy volana aty aorian’ny nahafatesan’ny minisitry ny mponina sy ny fiahiana ara-tsosialy, Nadine Ramaroson
Hamaky ny tohinyNitrangana fanafihan-jiolahy tao amin’ny trano fisakafoana Le Pacifique tetsy Ambodifilao omaly talata 15 mey manodidina ny mitatao vovonana. Nisy dimy lahy niditra tsy nisy ahiahy toy ny olona hisakafo.
Hamaky ny tohiny