Actualités

Fianakaviana Ramaroson Hiala nenina farany


  • Alarobia 16 Mey 2012

Niala tamin’ny fahanginany ny fianakaviana Ramaroson, sivy volana aty aorian’ny nahafatesan’ny minisitry ny mponina sy ny fiahiana ara-tsosialy, Nadine Ramaroson

 Namory mpanao gazety teny Androhibe izy ireo omaly, nanambaran’ny fianakaviana tamin’ny alalan’i André Ramaroson, rain’ny minisitra, fa tsy mahafapo azy ireo ny famotorana mikasika ny nahafatesan’ny zanak’izy ireo tao amin’ny vinanin’i Soanierana Ivongo ny alahady 28 aogositra 2011. Koa dia milaza ny hiala nenina farany izy ireo ka manome fotoana ireo mpanao famotorana hilaza ny marina mikasika iny raharaha iny raha tsy izany izy ireo no hanambara izany miaraka amin’ny porofo.

Nangonin’i Jean D.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Groupe
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

des intellos Bezanozano

  • Michel Rabemahefa
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Feno ny maha Ambasadaoron’i

  • PDS
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Feno Ralambolamanana

  • Hetsika
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

"Cap sur l'île Sainte-Marie"

  • Hetsika
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

mialoha ny loza ara-toetr’andro

  • ANTANETIBE MAHAZAZA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Atody 300 000 isan'andro

Hijery ny tohiny
FTT