- Talata 22 Mey 2012
Actualités.Maitre Avoko “Tsy nandefa olona teny Ambohijatovo ny Kung Fu”
nandefa olona teny Ambohijatovo sy ny manodidina ny kung-fu ny sabotsy 19 mey teo nandritra ilay hetsika nokarakarain’ny Free FM.
Hamaky ny tohinynandefa olona teny Ambohijatovo sy ny manodidina ny kung-fu ny sabotsy 19 mey teo nandritra ilay hetsika nokarakarain’ny Free FM.
Hamaky ny tohinyNivoaka amin’ny fahanginany ny fianakavian’itompokolahy Rehavana Michel, ilay mpitsara novonoin’ny polisy tao Toliara ny 9 desambra 2011 teo.
Hamaky ny tohinyManomboka miseho amin’izao fotoana izao ny fandrahonana sy fampihorohoroana mpampianatra ataon’ireo tompon’andraikitra sasany ao Amoron’i Mania.
Hamaky ny tohinyHagagana ny an’ireo olona teny amin’ny manodidina ny trano fonenan’ingahy Aina etsy Itaosy nandritra ny fidiran’ny mpitandro ny filaminana teny amin’ny trano fonenany ny hariva zoma 11 mey teo.
Hamaky ny tohinyHafahafa ihany ilay tranga teny Ankasina 67Ha ka nahafatesana Betsileo iray, mpandraharaha any Tsaratanana any, ny alarobia lasa teo vao mangiran-dratsy tokony ho tamin'ny 3 ora maraina tany ho any.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny