Actualités

Hetsika eo Ambohijatovo Tongotra mby an-dakana ny an’ny Free-FM


  • Zoma 18 Mey 2012


 Totoafo ny fanentanana re ao amin’ny onjam-peon’ny Free FM amin’ny hetsika hataon’izy ireo eny Ambohijatovo rahampitso. Miverimberina ao anatin’izany ny hoe : ho azo tsy ho ela ny fahafahana sy fahalalahana, ka dia hanao rodobe eny Ambohijatovo hijoro sy hitaky ny fahafahana sy demokrasia, ary hiady ho an’ny fahamarinana. Tongotra mby an-dakana ny azy ireo ary iantsony ireo mpanohana azy sy ireo leo ny tsy fahamarinana, ny fangejana, fanararaotam-pahefana ho avy eny na eo aza ny resaka mandeha fa dia ilay tany menabe eny Andohatapenaka indray izao no atokana hanehoan-kevitra toy ny Kianjan’ny demokrasia.

Nangonin’i Jean D.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Groupe
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

des intellos Bezanozano

  • Michel Rabemahefa
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Feno ny maha Ambasadaoron’i

  • PDS
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Feno Ralambolamanana

  • Hetsika
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

"Cap sur l'île Sainte-Marie"

  • Hetsika
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

mialoha ny loza ara-toetr’andro

  • ANTANETIBE MAHAZAZA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Atody 300 000 isan'andro

Hijery ny tohiny
FTT