- Talata 25 Oktobra 2011
Actualités.Tolagnaro Misy andian’olona manao bizina «bois de rose»
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Saika faminaniana ratsy avokoa no ankamaroan’ny hitranga amin’ny taona ho avy io. Fahitana ny hoavy, izay isaky ny volana oktobra toy izao no hanambaran’ireo mpahita ny hoavy izany, ka anjaran’ny olona tsirairay no mandinika ny fahamarinany sy na hino na tsia.
Hamaky ny tohinyMbola miteraka adihevitra goavana ao Toamasina ny fanapahan-kevitra noraisin´ireo mpanolotsaina, mampiato amin’ny asany ny PDS Rakotovao Mariot sy ny mpanatanteraka amin´ny asany.
Hamaky ny tohinyNamoy ny ainy noho ny daroka nandritry ny fisamborana azy i Mouammar Kadhafi, tao Syrtes raha nikasa ny hiala io tanànany io izy mba hanavotana ny ainy.
Hamaky ny tohinyAo anaty toerana iray mihidy no miofana isan’andro ireto mersenera an-jatony.
Hamaky ny tohinyTsy misy indrafo. Izay rehetra mividy trano aloa tsikelikely amin’ireo Trano Mora ka tsy mahaloa izany ara-dalàna dia esorina amin’ilay trano avy hatrany.
Hamaky ny tohiny