• Talata 29 Mey 2012
Actualités.Andralanitra Tsy maintsy akatona amin’ny taona 2015

Tsy maintsy akatona amin’ny taona 2015 Andralanitra ka afindra amin’ny toeran-kafa ny fanariam-pakon’Antananarivo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 29 Mey 2012
Actualités.Tarika Firmin Niharan-doza tany Moramanga

Niharan-doza ny tarika Firmin avy nanao fampisehoana nandritra ny roa andro tany Toamasina ka handeha hiantsehatra any Ambatondrazaka omaly alatsinain’ny Pentekosta.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 29 Mey 2012
Actualités.SEMPAMA Toliara Mikatona avokoa ny sekolim-panjakana

Misy ny tsy fitovian-kevitra eo amin’ny samy SEMPAMA ao Toliara.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 25 Mey 2012
Actualités.CT Tinoka Roberto Nanome 20.000Ar isam-bolana ho an’ny sefo Fokontany ao Toliara

Tsy atao resaka ambony latabatra fotsiny ny maha tomponandraiki-panjakana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 25 Mey 2012
Actualités.Antsirabe Misy hetsika hafa mipoitra

Mihazakazaka ny fandehan’ny raharaham-pirenena ka mivoatra manaraka izany koa ny any amin’ny faritra.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 25 Mey 2012
Actualités.Paramed Manerana an’i Madagasikara ny fitokonana

Raha ny tatitra nataon’ny sendikan’ny Paramed dia samy nanaraka ny toromarika fitokonana avokoa ireo namana miasa any amin’ny faritra.

Hamaky ny tohiny
FTT