• Alakamisy 31 Mey 2012
Actualités.Hopitaliben’i Toamasina Tsy miasa ny Paramed, mitokona koa ny mpiasa

Fitokonana roa no hita eo anivon’ny hopitaliben’i Toamasina nanomboka ny alarobia teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 31 Mey 2012
Actualités.Ireo niharam-boina tamin’ny “Lundi noir” Mitaky ny hanonerana ny fananan’izy ireo simba

Niatrika fivoriambe tetsy amin’ny Espace Dera Ampasanimalo, omaly alarobia 30 mey, ireo fikambanana samihafa ahitana ireo niharam-boina tamin’ny “Alatsinainy mainty” ny 26 janoary 2009.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 31 Mey 2012
Actualités.PARAMED Amoron’i Mania Mitokona mitaky ny zony

Nanakatona ny toeram-piasany toy ny laboratoara fanaovana fitiliana aretina sy radio fanaovana fitarafana aretina, nanomboka tamin’ny alakamisy 24 mey lasa teo ireo Paramed dia ireo mpitsabo mpanampy sy mpampivelona mivondrona ao amin’ny SISFM ao Amoron’i Mania.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 30 Mey 2012
Actualités.Fiantsonana zotra manara-penitra etsy Ambohijatovo Lasa toeram-pivoahana (gabone) tsy an-doavam-bola aorianany

Nataon’ny tanànan’Antananarivo ho anisan’ny toeram-piantsonana zotra manara-penitra ary vita voalohany indrindra ny etsy Ambohijatovo ampitan’ny tsangambaton’ny Mahery fo 47.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 30 Mey 2012
Actualités.“Ciné casting” Scoop Digital Te ho mpilalao horonantsary hatramin’ny CST

Nahasarika olona maro ny fifantenana mpilalao sarimihetsika na “Ciné casting” karakarain’ny trano mpamokatra Scoop Digital. Nahatratra 500 ireo nisoratra anarana ka nitsapa talenta teo anoloan’ireo mpitsara ahitana an’i Bruno Razanamparany sy Arikoms Randria.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 30 Mey 2012
Actualités.Mpiasan’ny fahasalamana Nanao fampisehoan-kery tao amin’ny HJRA

Raikitra ny fitokonan’ny mpitsabo sy ny Paramed omaly teny amin’ny HJRA Ampefiloha.

Hamaky ny tohiny
FTT