- Zoma 01 Jona 2012
Actualités.DREN Analamanga Saika nohidian’ny SEMPAMA
Lasa lamaody eo amin’ny tontolon’ny fitakiana ny sendikaly ny fanaovana diabe mihodidina ny toeram-piasana na koa ny ministera.
Hamaky ny tohinyLasa lamaody eo amin’ny tontolon’ny fitakiana ny sendikaly ny fanaovana diabe mihodidina ny toeram-piasana na koa ny ministera.
Hamaky ny tohinyTahaka ny raharaha Marais Masay nahavoarohirohy an’i Mamy Rakotoarivelo ho naniraka olona hifofo ny ain’ny filohan’ny FAT, sy ny raharaha Tojo Ravalomanana izay nambara fa manao trafikana fitaovam-piadiana, dia nangina tsimoramora ihany koa ny fanadihadiana nataon’ny DST momba ilay hoe ody gasy mahery saika hamonoana an’i Andry Rajoelina.
Hamaky ny tohinyManatevina ny fitokonana ataon’ireo Paramed, manerana an’i Madagasikara ihany koa ny ao Antsirabe.
Hamaky ny tohinyNanao valin-kafatra avy hatrany ilay filazan’ny Sekretera jeneralin’ny ministeran’ny fanabeazam-pirenena mikasika ny fivoahan’ilay tambinkarama 50.000 Ariary isam-bolana isaky ny mpampianatra mpiasam-panjakana ny SEMPAMA tao Amoron’i Mania.
Hamaky ny tohinyAraka ny tatitra an-gazety nataon’ireo mpianatra olimpiades avy any Fianarantsoa farany teo, dia tsy marina raha ny sarina olona manao fampianiam-poko any amin’ny faritr’i Bezaha no lazaina hoe “stèle”, hoy ny mpikambana ao amin’ny Kongresin’ny tetezamita Rakotoniaina Jean Gringo.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny