Actualités

Foloalindahy Misy manamboninahitra lefitra tsy faly


  • Alakamisy 31 Mey 2012


 Manao ranolava ny karazana fanambarana re avy amin’ny foloalindahy. Taorian’ny fanambarana nataona andiana manamboninahitra ambony ny alatsinainy 21 mey 2012 sy ireo manamboninahitra jeneraly misotro ronono vitsivitsy sahy mijoro ny alarobia 23 mey 2012 dia re koa izao fa misy andiana manamboninahitra lefitra maneho ny tsy fahafaliany amin’ny zava-misy iainany tato anatin’izao tetezamita izao. Anisan’ny tsy mahafaly azy ireo ny tsy nanatanterahana hatramin’izao ireo zava-tinapaka nandritra «Assise militaire» ny volana mey 2009. Mahazo vahana koa ny resa-bola. Milaza tsy hangina manoloana izany izy ireo.

Nangonin’i Jean D.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Groupe
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

des intellos Bezanozano

  • Michel Rabemahefa
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Feno ny maha Ambasadaoron’i

  • PDS
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Feno Ralambolamanana

  • Hetsika
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

"Cap sur l'île Sainte-Marie"

  • Hetsika
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

mialoha ny loza ara-toetr’andro

  • ANTANETIBE MAHAZAZA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Atody 300 000 isan'andro

Hijery ny tohiny
FTT