• Alakamisy 07 Jona 2012
Actualités.Tsipoapoaka Tsy azo amidy, tsy azo apoaka !

Nanamafy omaly ny prefektioran’Antananarivo Renivohitra fa tsy azo atao ny mivarotra tsipoapoaka ary tena voararan’ny lalàna.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 07 Jona 2012
Actualités.Kaominina Ivato-Firaisana Tsy hanaiky lembenana ny Ben’ny tanàna

Nilefitra tsy manan-kery ny didim-pitsarana manoloana ny didim-pitondrana navoakan’ny ministera.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 06 Jona 2012
Actualités.TIKO Andranomanelatra Hogiazana anio

Ho raikitra ihany ny fanagiazana ny orinasa TIKO Andranomanelatra sy ny TOP Mahafaly-Vatofotsy. Raha ny nambaran’ny vadintany, Mamy Andrianoro Lucien, dia tsy maintsy tanterahina ny didim-panjakana maniraka azy hanantontosa ny asany satria efa dila ny fotoana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 06 Jona 2012
Actualités.Mahajanga Tsy hay nakifika ny mpianatra

Mafampana ao Mahajanga hatramin’ny fiandohan’ity herinandro ity. Nisy ny fampilazana nataon’ny tompon’andraikitry ny fampianarana tao an-toerana amin’ny hizarana ny taratasim-piantsoana amin’ny adina ara-panatanjahantena amin’ny fanadinana bakalôrea hatao ato ho ato.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 04 Jona 2012
Actualités.Magro Behoririka Nomem-boninahitra manokana ny reny

Notolorana lamba fanomezana tsirairay avy ireo reny rehetra maherin’ny 60 taona tonga tao amin’ny Kianjan’ny Magro Behoririka, vehivavy olon-tsotra sy parlemanteran’ny tetezamita no nifandimby nandaha-teny, eny fa hatramin’ny fanentanana an-kira teny an-dapihazo aza mbola vehivavy ihany koa.

Hamaky ny tohiny
FTT