Actualités

Asam-panjakana “Efa natolotray sendika ny Praiministra ny vahaolana”, hoy i Beanjara Paul


  • Zoma 01 Jona 2012


 Mpitarika sendika mpiasam-panjakana miisa 17 izahay no tonga teny amin’ny Lapan’i Mahazoarivo tamin’ny talata teo, afa-tsy ny “Grand corps”, hoy i Beanjara Paul, mpiasam-panjakana sady mpikambana ao amin’ny Kongresin’ny tetezamita, ka nanolotra azy an’ilay vinavina marikarama vaovao tokony hampiharina amin’ny asam-panjakana eto Madagasikara. Nambaranay taminy fa io fitokonana rehetra mihetsiketsika io dia ity ny vahaolana : karama fampitoviana lenta ny mpiasam-panjakana. Ny minisitry ny asam-panjakana moa no filohan’ny Filankevitra ambonin’ny asam-panjakanana CSFop ka efa fantany ny fisian’io marikarama vaovao io fa natahotra ny nitondra azy tany amin’ny Praiminisitra izy noho izy efa voapempo tamin’ilay nitondra ny resaka “logement” ka nahazo valin-teny hoe tsisy vola. Izahay tsy mila vola, hoy ny CT Beanjara Paul, fa ny “texte” no ilainay ho voasonia. Efa resy lahatra, hoy izy, ny governemanta fa ny fomba hanatanterahana azy ny hoe aleo atao ny “texte” ka io no andretanay ny afo hoe : vitao haingana.

Manohy

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Groupe
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

des intellos Bezanozano

  • Michel Rabemahefa
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Feno ny maha Ambasadaoron’i

  • PDS
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Feno Ralambolamanana

  • Hetsika
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

"Cap sur l'île Sainte-Marie"

  • Hetsika
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

mialoha ny loza ara-toetr’andro

  • ANTANETIBE MAHAZAZA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Atody 300 000 isan'andro

Hijery ny tohiny
FTT