• Zoma 08 Jona 2012
Actualités.Fifandraisan-davitra Mihevitra hamerina ny MADA-SAT ny minisitra Ny Hasina

Raha tsaroana ny tantara, dia anisan’ny minisitry ny fifandraisan-davitra tamin’ny governemanta Tantely Andrianarivo, nametraka ny fanamby handefasan’ny Malagasy zana-bolana antsoina hoe “MADA-SAT” ny minisitra Ny Hasina Andriamanjato ny taona 2000.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 08 Jona 2012
Actualités.Tiko Andranomanelatra Tantara mitohy ny raharaha

Raha ny fantatra dia tsy maintsy hiroso amin’ny fanagiazana ity fananan’ny Tiko ity ny fitondrana tetezamita sy ny eo anivon’ny fiahiana ny hetra.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 07 Jona 2012
Actualités.Andranomanelatra Antsirabe II Niatrana ny mponina sy ny mpiasa

Vao maraina dia efa vory maro teo anoloan’ny vavahadin’ny orinasa Tiko ao Andranomanelatra Antsirabe II ny mpiasan’ny Tiko sy ireo mponina manodidina, nohatevenin’ireo olona avy ao Antsirabe rehefa nahare fa hisy indray ny fanagiazan’ny fanjakana ity orinasan’ny filoha Marc Ravalomanana ity.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 07 Jona 2012
Actualités.Fanagejana ny fananan’ny TIKO Nahemotra ho amin’ny fotoana tsy fantatra

Nahemotra amin’ny fotoana tsy fantatra indray ny fampiharana ilay didim-panjakana manery ny tompon’andraikitry ny orinasa Tiko hanokatra ity orinasa ity mba ahafahana manao ny fanagiazana ireo fananany mbola misy ao Andranomanelatra.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 07 Jona 2012
Actualités.Oniversite Izay vao tena ho taona fotsy

Mampaneno lakolosy ny SECES sampana Antananarivo ary mandrahona mihitsy fa izay vao ho taona fotsy ny eny amin’ny oniversite.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 07 Jona 2012
Actualités.Manamboninahitra lefitra misotro ronono Mitaky ny handoavana ny volan’izy ireo 6 taona sy 6 volana

Malaza ny resaka fitakiana amin’izao fotoana ary misy ny mahazo na dia ampahany aza toy ny Sempama sy ny Paramed ary dokotera.

Hamaky ny tohiny
FTT