• Alarobia 13 Jona 2012
Actualités.Air Madagasikara Hampiasaina mankany Azia ilay Airbus A340 faharoa

Hasolo ilay Boeing 767 mpankany Azia teo aloha ilay Airbus A340 faharoa izay ho tonga ny 29 jona izao, araka ny fanamarihan’ny tomponandraikitry ny seraseran’ny Air Madagasikara, Rambeloson Hery

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 13 Jona 2012
Actualités.CENIT Kianin'ireo mpomba an-dRajoelina ?

Manara-dia ny CENI ve ny CENIT ? Izay indray izao no fanontaniana tsy afaka am-bavan'ny maro tato ho ato, indrindra taorian'ny namoahana ny ampahany amin'ny tetiandro fiomanana amin'ny fifidianana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 13 Jona 2012
Actualités.SEMPAMA Amoron’i Mania Manizingizina ny tokony hanemorana ny datim-panadinana

Nitohy hatramin’ny alatsinainy 11 jona teo ary hitohy amin’ity herinandro ity ny hetsika fitakiana ataon’ireo mpampianatra mpiasam-panjakana sy mpampianatra FRAM mivondrona ao amin’ny SEMPAMA ao Amoron’i Mania.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 13 Jona 2012
Actualités.Andranomanelatra Tsy miato ny fiambenana ny TIKO

“Tsy hiato ny fiambenena ny orinasa Tiko raha tsy mahazo toromarika avy amin’ny mpitarika ny Movansy Ravalomanana izahay”, hoy ny CT Randrianasolondrabe Eric avy any amin’ny faritra Sofia teny Andranomanelatra raha nanontaniana ny mety hiafaran’ity hetsika ity ny tenany.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 12 Jona 2012
Actualités.Andranomanelatra Vonona ny vahoaka !

Vonona tanteraka ny hiaro ny orinasa Tiko Andranomanelatra ireo vahoaka any an-toerana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 12 Jona 2012
Actualités.Anosy Niparitaka ny loto, nanjaka ny filokana

Toa mampatsiahy zavatra maro ny sarambabem-bahoaka sahady ny zava-nitranga teny amin’ny Anosy sy ny manodidina nanomboka ny sabotsy teo.

Hamaky ny tohiny
FTT