- Talata 19 Jona 2012
Actualités.Manenjana ny SEMPAMASekoly mihidy anio
Nandray fanapahan-kevitra henjana dia henjana ny SEMPAMA nasionaly.
Hamaky ny tohinyNandray fanapahan-kevitra henjana dia henjana ny SEMPAMA nasionaly.
Hamaky ny tohinyFeno herinandro tamin’ny sabotsy lasa teo ny fifandonana teo amin’ireo dahalo an-jatony sy ireo mpitandro ny filaminana tany Befotaka, Amboasary Atsimo.
Hamaky ny tohinyNisafidy an’i Toamasina nanaovana fampahafantarana ny tsy fetezam-pitantanana sy ara-politika ankehitriny ny ekipan’ny profesora Zafy Albert ny sabotsy teo. Fihaonana nataony tao Tanambao V.
Hamaky ny tohinyFety be isaky ny sabotsy sy alahady etsy Anosy amin'ny alalan'ny Podium, fifaninanan-kira hahazoana volabe, rindran-kira maimaimpoana, kilalao sy loka maro samihafa.
Hamaky ny tohinyTsy ara-dalàna ny akamaroan’ny mpivarotra ao Antsirabe amin’izao fotoana raha ny fanamarihana nataon’ny tompon’andraikitry ny hetra ao an-toerana.
Hamaky ny tohinyTao anatin’ny herinandro latsaka izao dia niely teto an-drenivohitra ny feo mampifandray ny gropy satanika sy ny biskoitra Bolo.
Hamaky ny tohiny