• Alakamisy 21 Jona 2012
Actualités.Fanakianana ny fety eny Mahamasina Namaly bontana i Rossy

Tonga ny valin-kafatra avy amin-dRossy, taorian'ny fanambarana nataon'ny filohan'ny federasionina Malagasin'ny rugby.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 21 Jona 2012
Actualités.Lycée JJ Rabearivelo Tonga handrava ny SEMPAMA, tsy nanaiky ny Proviseur

Tonga teny amin'ny Lisea Jean Joseph Rabearivelo, omaly maraina ny solontenan'ny SEMPAMA.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 21 Jona 2012
Actualités.Tiko Andranomanelatra Naato vonjimaika ny fiambenana

Raha ny fanazavan’ireo mpikambana ao amin’ny Kongresin’ny tetezamita avy amin’ny ankolafy Ravalomanana tonga marobe nifanotrona tamin’ny vahoakan’Antsirabe nanao mandatehezana niaro ny Tiko Andranomanelatra dia toromariky ny lehibe avy aty Antananarivo no nampiatoana vonjimaika ny fiambenana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 21 Jona 2012
Actualités.Tsy Aritra Be vava fotsiny

Tamin’ny herinandro lasa iny dia hentitra ery ny tao amin’ny Prefektioran’Antananarivo Renivohitra nilaza fa voararan’ny lalàna ny fivarotana tsipoapoaka ary tsy azo atao ny manapoaka azy ireny.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 19 Jona 2012
Actualités.Fiaraha-mientan’ny mpiasam-panjakana Ampy izay ny fanaovana ankilabao sy ny tahotra

Maro ireo mpiasam-panjakana namaly ny antson’ny “Collectif Interministériel des Agents de l’état» omaly tolakandro.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 19 Jona 2012
Actualités.Hopitaliben’i Toliara Nilaozan’ny marary

“Mbola mitohy ary hihamafy ny fitakianay“, hoy ny filohan’ny SMèdFM Atsimo-Andrefana, ny Dr Ramanantsoa Victor.

Hamaky ny tohiny
FTT