• Alatsinainy 25 Jona 2012
Actualités.Fitohanan’ny fifamoivoizana eto an-drenivohitra Mampiteny ny moana ara-bakiteny

Mampiteny ny moana ara-bakiteny ny resaka fitohanan’ny fifamoivoizana eto an-drenivohitr’i Madagasikara ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 25 Jona 2012
Actualités.Fanadinam-panjakana 2012 Ho bôjo indray

Hitovy tsy misy valaka amin’ny zava-nanjo ireo tanora mpanala fanadinam-panjakana tamin’ny taona 1991-1992 ny mpianatra Malagasy amin’ity taona ity.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 25 Jona 2012
Actualités.Ady amin’ny dahalo Sahirana ny foloalindahy

Tsy mbola voasambotra aloha hatramin’izao i Remena bila sy Tokanono, voalaza fa lehiben’ireo andian-dahalo mampihorohoro iny Faritra Anosy iny.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 22 Jona 2012
Actualités.Miaramila misotro ronono sy Rezervista Mitaky ny handoavana ny volany ny any Faradofay

Mihetsika ny fikambanan’ireo miaramila sy zandary mivondrona ao amin’ny “Association des Anciens Militaires et des Réservistes (ANAMIRE)” any amin’iny faritra Anôsy iny.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 22 Jona 2012
Actualités.Rakotoarisoa Florent, Minisitry ny atitany Manahy sao hihomehezan’ny dahalo eo ny mpitondra sy miaramila

Mitory fahalemena sy henatra ho an’ny fanjakana ny resaka Befotaka, hoy ny minisitry ny atitany, Rakotoarisoa Florent izay zanak’iny faritra iny.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 22 Jona 2012
Actualités.Tolagnaro Mitohy ny grevin’ny Paramed sy Dokotera

Mitohy ny fitokonan’ny sendikan’ny Paramed sy ny dokotera ao an-drenivohitra Anôsy, mitaky ny zony.

Hamaky ny tohiny
FTT