Actualités

Tolagnaro Mitohy ny grevin’ny Paramed sy Dokotera


  • Zoma 22 Jona 2012

Mitohy ny fitokonan’ny sendikan’ny Paramed sy ny dokotera ao an-drenivohitra Anôsy, mitaky ny zony.

 “Paramédicaux migrevy, valio ny fangatahana !”, “Médecin en grêve. Aloavy ny trosanay !”. Ireo no sorabaventy tazan’ny olona ao amin’ny vavahadiben’ny hopitaly Amboanato Tôlagnaro. Be ireo marary miverina vao mahita izany, ka lasa mamonjy dokotera tsy miankina ireo manan-katao fa ireo mafy ady kosa dia any amin’ny tambavy no mifatratra. Tonga ao an-toeram-piasana ihany ireo Paramed sy dokotera ireo saingy mipetrapetraka eny an-tokotanin’ny hopitaly-Philibert Tsiranana izy ireo, mampiady karajia, milalao kanetibe, mitendry gitara… Manala azy e ! Notsindrian’izy ireo fa miankina amin’ny toromariky ny birao foiben’ny sendika ny hiverenan’izy ireo hiasa indray.

Natiora OTH

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Groupe
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

des intellos Bezanozano

  • Michel Rabemahefa
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Feno ny maha Ambasadaoron’i

  • PDS
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Feno Ralambolamanana

  • Hetsika
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

"Cap sur l'île Sainte-Marie"

  • Hetsika
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

mialoha ny loza ara-toetr’andro

  • ANTANETIBE MAHAZAZA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Atody 300 000 isan'andro

Hijery ny tohiny
FTT