• Alatsinainy 26 Desambra 2011
Actualités.Ivato, Ankorondrano ary Ampitatafika Nangidy ny noelin’ireo rava trano

Aretina vaovao nipoitra tampoka ity ady tany eto Madagasikara ity ary tena mafy loatra, hoy ny fanamarinan’ireo rava trano tamin’ity taona 2011 ity.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 26 Desambra 2011
Actualités.Olan’ny Polisy Lasa FIGN bis

Noravan’ny andiana polisy ny saika hanaterana ireo olony miisa 11 teny amin’ny fitsarana ny sabotsy 24 desambra lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 23 Desambra 2011
Actualités.Ambatondrazaka Hanokafana Oniversite ao Ambohitsilaozana

Tontolo vaovao no hiainan´ny oniversiten´i Toamasina manomboka ny taom-pianarana 2012 – 2013.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 23 Desambra 2011
Actualités.Bizna hafahafa Ny manangana ady indray no mitaky onitra

Tao anaty toeram-pisotroana iray ao Esokaka Tolagnaro no nitrangan’ny disadisa ny sabotsy 17 desambra teo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 23 Desambra 2011
Actualités.Grevin’ny mpitsara Ny Sefo Distrika sy ny Prefen’ny polisy no tadiavina hasolo azy ireo

Omaly, avy amin’ny “note ministérielle”, no nisy ny fangatahana ny Prefen’ny polisy sy ny Sefo Distrika mba handray an-tanana vonjimaika ny raharaham-pitsarana mandra-piverin’ny asan’ny mpitsara.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 23 Desambra 2011
Actualités.Hopitaly ao La Réunion Vokatry ny vono no tena nahazo ny kly Charles

Araka ny loharanom-baovao azo antoka dia noho ny vono aloha hatreto no fantatra fa antony nahavoa ny lietna-kolonely Andrianasoavina Charles.

Hamaky ny tohiny
FTT