• Talata 03 Jolay 2012
Actualités.Raharaha baomba Karana 4 sy Gasy 1 nidoboka eny Tsiafahy

Niakatra fampanoavana omaly tetsy Anosy ilay raharaha baomba saika hapoaka tamin’ny 26 jona, nandritra ny fankalazana ny fetim-pirenena ka nahavoarohirohy Karana efatra sy gasy fito.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 03 Jolay 2012
Actualités.SEMPAMA “piraty” Mamadika ny tolona amin’ny 5 alina Ariary

Matoa mitolona ny Sempama, hoy ny Dr Rakotoarinasy Jean Raymond iray amin’ireo mpiara-mitantana ny «Cellule Inter-ministérielle des Agents de l’Etat» dia noho ny fiarovana ny tombontsoan’ny mpanabe.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 03 Jolay 2012
Actualités.Bakalôrea 2012 Kitoatoa ny adina ara-panatanjahantena

Nahemotry ny minisitera ny datim-panadinana bakalorea 2O11-12. Fanapahan-keviny manokana io raha ny voalazan’ny SEMPAMA ary tsy nakàny hevitra tamin’ireto farany.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 03 Jolay 2012
Actualités.Jirama «Ho ritra ny rano dia hiasa indray ny solika”, hoy ny tale jeneraly

Amin’ny ankapobeny dia avy amin’ny fampiasana rano no mampandeha ny jiro eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 03 Jolay 2012
Actualités.Entin’ny tsy fisiana Mifatratra amin’ny karama vary masaka ireo kilonga

Tsy misy asa ratsy ! Io no azo ilazana ny zava-misy iainan’ireo tovovavy sy tovolahy kely ao an-drenivohitra Anôsy ao.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 03 Jolay 2012
Actualités.SEMPAMA Nanao valin-kafatra ho an’i Manoro Régis

Na ireo solontenan’ny SEMPAMA avy any amin’ny Faritra toa an’i Boeny, na ny SEMPAMA foibe tarihan-dRaharovoatra Claude dia samy nanao valin-kafatra ho an’ny minisitry ny fanabeazam-pirenena, Manoro Régis noho ny fanapahan-keviny “samirery” nanemotra ny datim-panadinana ara-panjakana eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
FTT