Actualités

SEMPAMA “piraty” Mamadika ny tolona amin’ny 5 alina Ariary


  • Talata 03 Jolay 2012

Matoa mitolona ny Sempama, hoy ny Dr Rakotoarinasy Jean Raymond iray amin’ireo mpiara-mitantana ny «Cellule Inter-ministérielle des Agents de l’Etat» dia noho ny fiarovana ny tombontsoan’ny mpanabe.

 Ka vola 5 alina Ariary miampy «lagy» ve ry SEMPAMA «piraty» dia hamadihana ny tolona ? Ny zava-misy nambaran’ny SECES farany teo, hoy izy, dia manaporofo fa tsy mieritreritra fanovana izany ireo mpitondra ankehitriny ireo fa fitadiavana tombontsoa manokana sy fiarovana seza no politika ampiharin-dry zareo. Ny tena takiana, hoy ny Dr Raymond, dia ny finiavana politikan’ny mpitondra fanjakana hamahana ny olana. Manitrikitrika izahay, hoy izy, fa mila fanavaozana ity asam-panjakana ity. Noho ny fizirizirian’ny sasany anefa dia tsy ekena fa hotohizana ny tolona. Ny tsy firaisantsika hina anefa dia mampirisika ny mpitondra fanjakana hampandeha hatrany ny lamasinina sy ny sambo entiny. Mila hajanona kely anefa ireo satria mila atao “vidange” ny maotera.
Manohy

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Groupe
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

des intellos Bezanozano

  • Michel Rabemahefa
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Feno ny maha Ambasadaoron’i

  • PDS
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Feno Ralambolamanana

  • Hetsika
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

"Cap sur l'île Sainte-Marie"

  • Hetsika
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

mialoha ny loza ara-toetr’andro

  • ANTANETIBE MAHAZAZA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Atody 300 000 isan'andro

Hijery ny tohiny
FTT