Actualités

Jirama «Ho ritra ny rano dia hiasa indray ny solika”, hoy ny tale jeneraly


  • Talata 03 Jolay 2012

Amin’ny ankapobeny dia avy amin’ny fampiasana rano no mampandeha ny jiro eto Madagasikara.

 Efa vanim-potoanan’ny ririnina anefa isika izao ka ho ritra ny rano ary dia tsy maintsy hiasa ny solika izay mampiasa vola be tokoa. Notsindrian’ny tale jeneralin’ny Jirama, Rasidy Desiré fa rehefa tsy misy ny rano dia olana foana iny fa ny fepetra noraisina dia ny famelomana ny milina mandeha amin’ny solika. Nambarany koa fa misy vola takian’ny ENELEC amin’ny Jirama. Misy fifanarahana anefa eo amin’ny roa tonta amin’ny fanatanterahana ny asa. Izany rehetra izany dia efa manatsidika sahady fa mety hiakatra ny vidin-jiro sy ny rano atsy ho atsy. Nanambara kosa anefa ny tale jeneraly fa raha ny eto Antananarivo dia tsy misy ny delestazy fa ny fahatapahana vokatry ny halatra tariby no misy eto.

Nangonin-dRabeso

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Groupe
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

des intellos Bezanozano

  • Michel Rabemahefa
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Feno ny maha Ambasadaoron’i

  • PDS
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Feno Ralambolamanana

  • Hetsika
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

"Cap sur l'île Sainte-Marie"

  • Hetsika
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

mialoha ny loza ara-toetr’andro

  • ANTANETIBE MAHAZAZA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Atody 300 000 isan'andro

Hijery ny tohiny
FTT