• Alakamisy 05 Jolay 2012
Actualités.Fanatanjahantena - Fifaninanana goavana Tsy tazana indray ny minisitra Botralahy

Dia tena mbola ampiharin’ny minisitry ny fanatanjahantena Malagasy am-perinasa, Atoa Botralahy Gérard, ny teny nataony tany am-pandraisana ny asany tany am-boalohany manao hoe : tsy laharam-pahamehana amiko ny fanatanjahantena.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 05 Jolay 2012
Actualités.Rakotonandrasana Valérien, SG PARAMED Nosamborin’ny jeneraly Ravalomanana omaly

Miverina indray ny fisamborana mpitarika sendikaly ataon’ny mpitandro ny filaminana ao anatin’izao FAT izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 05 Jolay 2012
Actualités.Raharaha Remenabila Henatra ho an’ny tafika malagasy

Niompana tanteraka tamin’ny filazam-baovao ny hetsika tao amin’ny Magro Avaratsena Antsirabe omaly alarobia 04 jolay tolakandro.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 04 Jolay 2012
Actualités.Fenoarivo Atsinanana Mizarazara ny hevitry ny SEMPAMA

Eny anivon’ireo sekoly fanabeazana fototra any Fenoarivo Atsinanana, dia efa tapa-kevitra ny hiverina hampianatra ireo mpampianatra any Ampasimpotsy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 04 Jolay 2012
Actualités.Fitokonamben’ny mpiasam-panjakana Santatra am-bavarano omaly

Niverina nidina an-dalambe ny Sendikan’ny mpampianatra mpanabe eto Madagasikara na ny SEMPAMA omaly taorian’ny fisentoana fandinihan-tena nataon’izy ireo ny herinandro lasa iny.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 04 Jolay 2012
Actualités.Parlemantera TGV Terena handoa hatramin’ny 1 tapitrisa ?

Manana tanjona ny hameno ny Lapan’ny fanatanjahantena sy kolontsaina etsy Mahamasina ny antoko TGV amin’ny kongresy voalohany kasain-dry zareo hotanterahina amin’ny faha-19 sy 20 ary 21 jolay 2012 ka hiantsoany ny mpikambana rehetra misandrahaka manerana ny Nosy.

Hamaky ny tohiny
FTT