Actualités

Parlemantera TGV Terena handoa hatramin’ny 1 tapitrisa ?


  • Alarobia 04 Jolay 2012

Manana tanjona ny hameno ny Lapan’ny fanatanjahantena sy kolontsaina etsy Mahamasina ny antoko TGV amin’ny kongresy voalohany kasain-dry zareo hotanterahina amin’ny faha-19 sy 20 ary 21 jolay 2012 ka hiantsoany ny mpikambana rehetra misandrahaka manerana ny Nosy.

Mba hoenti-manana izany dia terena (?) handoa vola 1 tapitrisa Ariary avy ireo Parlemantera voatendry tamin’ny alalan’ny PHAT sy Notable ankoatra ny TGV sy ny AV7. Mivalaketraka, araka izany, ireto olom-boatendry ireto araka ny loharanom-baovao azo. Izay tsy tapa-kevitra ny handoa an’izany vola izany alohan’ny faha-15 jolay izao dia mety hiharan’ny fanozongozonana ny toerany eo anivon’ny rafitra misy azy mihitsy.

Samy

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Groupe
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

des intellos Bezanozano

  • Michel Rabemahefa
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Feno ny maha Ambasadaoron’i

  • PDS
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Feno Ralambolamanana

  • Hetsika
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

"Cap sur l'île Sainte-Marie"

  • Hetsika
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

mialoha ny loza ara-toetr’andro

  • ANTANETIBE MAHAZAZA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Atody 300 000 isan'andro

Hijery ny tohiny
FTT