• Zoma 30 Desambra 2011
Actualités.Tranombarotra Shoprite Mandrahona hitokona ireo mpiasa

Tao anatin’ny 72ora izay no efa nanome fampitandremana ny tompon’andraikitra eo anivon’ny orinasa Shoprite ireo mpiasa.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 30 Desambra 2011
Actualités.SECES Barikadimy Hampiato ny fampianarana rehetra

Taorian’ny fivorian’ireo mpampianatra mpikaroka mivondrona eo anivon’ny SECES Toamasina, ny alarobia lasa teo dia nanapa-kevitra ny hampiato ny fampianarana sy ny asa rehetra mifandraika amin’ny fampianarana, indrindra ny fanadinana sy ny famoahana naoty ary ny fanaovan’ny mpianatra fanohanana voka-pikarohana ny volana janoary 2012 ho avy izao.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 30 Desambra 2011
Actualités.Tafika Malagasy Mihamafana ny toe-draharaha, tsy hita ny Cemgam

Tao anatin’ny herinandro izay no tsy niakatra birao ny lehiben’ny Etamazaoro jeneralin’ny Tafika Malagasy, ny jeneraly Ndriarijaona André.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 29 Desambra 2011
Actualités.Ankorondrano Fokontany harodana : nisahotaka ny olona

Raikitra ny savorovoro omaly hariva teny Ankorondrano. Voatery nidina teny an-toerana ny polisy nandamina ny raharaha vao nilamindamina.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 29 Desambra 2011
Actualités.Inspection Générale de l’Etat (IGE) Misy didim-panjakana «matoatoa» ?

Ny 17 oktobra 2011 no nivoaka ilay didim-panjakana, mitondra ny laharana 2011-636.

Hamaky ny tohiny
FTT