- Alarobia 04 Janoary 2012
Actualités.Mpitsara sy polisy Mbola samy miziriziry amin'ny heviny !
Raha araka ny resaka nifanaovana tamina mpitsara iray dia hentitra amin'ny fanapahan-keviny ny fianakaviamben'ny mpitsara mivondrona ao amin'ny SMM, ary tsy hilefitra mihitsy manoloana ny famonoana ny naman'izy ireo tany Toliara ny 9 desambra 2011.
Hamaky ny tohiny