Actualités

Air Madagascar : Airbus A340-300 Vao hiainga hanao sidina voalohany mankany Azia dia simba


  • Alatsinainy 09 Jolay 2012

Tsy tafainga ara-potoana ilay Airbus A340-300 faharoa vao azon’ny kaompania Air Madagascar fa dia nisy fahasimbana sahady.

 Ny zoma 06 jolay alina no tokony hanao ny zotra voalohany mankany Azia ity fiaramanidina ity, taorian’ny fizarana nandritra ny herinandro nataon’ny mpanamory malagasy azy, saingy noho ny olana tsikaritra tao aminy dia tsy afa-niainga ilay Airbus ary dia voatery nahemotra iray andro mihitsy ny fiaingana. Ny sabotsy 30 jona no tonga teo anivon’ny Air Madagascar ity Airbus A340-300. Sady mitondra ny loko malagasy izy ity, no efa mitondra ny laharana malagasy. Hanao zotra mankany Azia izy ity, ary mpanamory sy mpandraharaha malagasy no hiasa ao anatiny.

Nangonin’i Jean D

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Groupe
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

des intellos Bezanozano

  • Michel Rabemahefa
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Feno ny maha Ambasadaoron’i

  • PDS
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Feno Ralambolamanana

  • Hetsika
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

"Cap sur l'île Sainte-Marie"

  • Hetsika
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

mialoha ny loza ara-toetr’andro

  • ANTANETIBE MAHAZAZA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Atody 300 000 isan'andro

Hijery ny tohiny
FTT