• Alakamisy 19 Jolay 2012
Actualités.Airtel Namoaka ny 3.75 G sy ny Video call

Tsy mitsaha-mivoatra ny teknôlôjia. Vokatra vaovao aroson’ny Airtel ho an’ny mpanjifa ny 3.75G sy ny Video call

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 19 Jolay 2012
Actualités.Faritanin’i Toamasina Ny Ben’ny tanàna 114 amin’ny 201 dia misy mitory avokoa

Raha ny fanadihadiana natao dia rariny raha misy ny fanofanana omena ireo Ben’ny tanàna avy amin’ireo Faritra telo ao anatin’ny Faritanin’i Toamasina dia Alaotra-Mangoro sy Atsinanana ary Analanjirofo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 19 Jolay 2012
Actualités.Tsy Aritra Hihenjan-droa indray ny tady

Telo taona sy telo volana no efa teo amin'ny fitantanana ny firenena i Andry Rajoelina sy ireo mpiara-dia aminy, saingy mahagaga fa amin'izao volana jolay 2012 izao vao hihazakazahana indray ny fiantsoan'ny fitsarana malagasy ny filoha Marc Ravalomanana mba hiatrika ny fanadihadiana azy momba ny raharaha 7 febroary.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 18 Jolay 2012
Actualités.Doany Anorohoro Tsy nisy ny fanimbazimbana, hoy ny Apokalipsy

Nandefa iraka nanao fanadihadiana momba ny raharaha fanimbazimbana doany tao Anorohoro Amparafaravola niseho ny 10 jolay 2012 ka mahavoarohirohy pasitera iray ao amin’ny fikambanana Apokalipsy (FAM) ny komity pastoraly ao aminy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 18 Jolay 2012
Actualités.Paositra Malagasy Mampaneno lakolosy ireo mpiasa ex-ECD

Mampiaka-peo ireo mpiasa ex-ECD ao amin’ny Paositra Malagasy ary dia tafavoaka ny rindrina efatra ny raharaha ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
FTT