Actualités

Hopitaly HJRA Nirodorodo niditra alina tao ny miaramila roa 4x4


  • Alakamisy 19 Jolay 2012


Nanaitra ny maro tety ivelany sy ireo nitondra ny tsy salama tao amin’ny sampana vonjy aina ao amin’ny hopitaly HJRA Ampefiloha omaly alina (9 ora tany ho any) ny nahita ny firodorodon’ny miaramila tao anaty fiara tsy mataho-dalana 4x4 niditra tao anatiny tao. 

 Raha ny fanazavana azo teny an-toerana dia nitondra havana tsy salama izy ireo saingy mety ho nanahy angamba fa tsy hisy dokotera niasa tao ka io nanao rodobe io. Miasa soa aman-tsara mandray marary anefa ireo mpitsabo amin’ity servisy ity ary tsy namela an’ireo miaramila nitondra basy hiditra tao amin’ny trano fiasan’izy ireo fa tena fady izany. Dia lasa ry zareo rehefa nahazo toky fa nisy nandray ilay marary nentiny.

Manohy

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Groupe
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

des intellos Bezanozano

  • Michel Rabemahefa
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Feno ny maha Ambasadaoron’i

  • PDS
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Feno Ralambolamanana

  • Hetsika
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

"Cap sur l'île Sainte-Marie"

  • Hetsika
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

mialoha ny loza ara-toetr’andro

  • ANTANETIBE MAHAZAZA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Atody 300 000 isan'andro

Hijery ny tohiny
FTT