- Alatsinainy 23 Jolay 2012
Actualités.Toby miaramila Goragora ny fiambenana
Na tena izy, na sinema no nitranga teny Ivato, dia mampiahiahy foana ihany ny tena hery sy tanjaky ny miaramila Malagasy.
Hamaky ny tohinyNa tena izy, na sinema no nitranga teny Ivato, dia mampiahiahy foana ihany ny tena hery sy tanjaky ny miaramila Malagasy.
Hamaky ny tohinySary indray mipika araka ny fomba fiteny ny fikomian’ireo miaramila teny amin’ny 1er RFI Ivato omaly, raha tamin’ny 5 ora maraina no nanomboka nirefotra ny basy.
Hamaky ny tohinyNy alarobia 18 jolay no niakatra fitsarana tao Toamasina ireo olona folo voarohirohy tamin’ilay raharaha fakana an-keriny zanaka Karana tao Toamasina ny 12 jolay 2012 teo.
Hamaky ny tohinyNamaly ny fiampangana azy ho tsy nandray andraikitra tamin’ny fanenjehana an’i Remenabila ny lehiben’ny Faritra Atsimo Atsinanana, ny kolonely Namany Belone.
Hamaky ny tohinyMbola mihantona ny fampiharana ny “réquisition” satria mbola eny anivon’ny fitsarana ny raharaha, hoy ny SISFM sendikan’ny PARAMED.
Hamaky ny tohinyEfa ho telo volana eo izao no nanjakazaka tao Toamasina ireo jiolahy tariky ny «Bande des 04».
Hamaky ny tohiny