• Zoma 20 Janoary 2012
Actualités.Ankatso Hanamafy ny hetsika ny mpianatra

Vokatry ny fitokonana ataon’ny SECES dia miato avokoa ny asa rehetra mifandraika amin’ny fampianarana eny Ankatso afa-tsy ny departemanta fitantanana izay mpampianatra mpanampy no ankamaroany.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 20 Janoary 2012
Actualités.Famonjana polisin’i Toliara Mandrahona hidina an-dalambe ny vahoaka

Mafanafana ny toe-draharaha ao Toliara toarian’ny nitanana am-ponja ireo polisy vavy niasa tany Toliara.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 20 Janoary 2012
Actualités.Fitrandrahana vato ao Ikalamavony Anjakan’ny didin’ny be sandry

Olona iray no maty hatreto vokatry ny voalaza fa didin’ny be sandry ataon’i Pety Rakotoniaina ao amin’ny toerana iray fitrandrahana vato any Ikalamavony.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 20 Janoary 2012
Actualités.Iavoloha Hiaraka hifety ireo jeneraly vao nahazo galona sy ny filohan’ny FAT

Hisy lanonambe eny Iavoloha anio. Araka ny loharanom-baovao dia ireo be kintana vao nahazo galona nomen’ny filohan’ny FAT no hiaraka hilanonana aminy anio.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 20 Janoary 2012
Actualités.Fianarantsoa Mampiaka-peo koa ny mpianatry ny oniversite

Vao maraina dia efa nifamory ny mpianatra teo amin’ny Cité Andrainjato, omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 20 Janoary 2012
Actualités.Raharaha Toliara Mampiaka-peo ny fikambanan'ny kaomisera

Nivoaka tamin'ny fahanginana omaly ny fikambanan'ny kaomisera.

Hamaky ny tohiny
FTT