Actualités

Ankatso Hiaraka ny mpampianatra sy ny mpianatra


  • Alatsinainy 23 Jolay 2012


 Hisy hetsika hiarahan’ny Mpampianatra sy Mpianatra eny Ankatso amin’ity alatsinainy 23 jolay 2012, araka ny loharanom-baovao avy amin’ny SECES sampana Antananarivo. Mialoha an’io anefa dia hisy fivoriambe hataon’ity farany ao amin’ny Amphi 24 an’ny fakiolten’ny teny aman-tsoratra sy siansa mahaolona (FLSH). Araka io loharanom-baovao io ihany dia noho ny fizirizirian’ny Fanjakana tsy mamaly na ny fangatahan’ny SECES na ny fangatahan’ny mpianatra, no anton’izao hetsika miaraka izao.

Nangonin’i Jean D

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Groupe
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

des intellos Bezanozano

  • Michel Rabemahefa
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Feno ny maha Ambasadaoron’i

  • PDS
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Feno Ralambolamanana

  • Hetsika
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

"Cap sur l'île Sainte-Marie"

  • Hetsika
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

mialoha ny loza ara-toetr’andro

  • ANTANETIBE MAHAZAZA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Atody 300 000 isan'andro

Hijery ny tohiny
FTT