Actualités

Ivato Foana ny lamesa, niato ny sidina


  • Alatsinainy 23 Jolay 2012

Nikatona ny EKAR Sainte Thérèse Ivato ary dia foana nanaraka izay ny lamesa sy ny korana tokony ho natao tao omaly.

 Nofoanan’ny kaompania Air Madagascar sy ny Air France avokoa ny zotra miala tao amin’ny seranam-piamanidina iraisam-pirenena Ivato ary dia nangadihady tanteraka ny toerana teny omaly. Nanakatom-baravarana ireo mpivarotra teny amin’ny manodidina ny toby miaramila Ivato. Izay no vokatry ny zava-nitranga tao amin’ny tobin’ny rezimanta voalohan’ny Hery vonjitaitra 1er RFI Ivato omaly tontolo andro, nisiana fikomiana andiana miaramila. Nahazo fampandrenesana avy amin’ny masoivohony avy koa, omaly, ireo teratany vahiny, indrindra ny teratany Frantsay sy mizaka ny zom-pirenena frantsay mba tsy handalondalo ny faritr’Ivato iny.

 

Jean D.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Groupe
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

des intellos Bezanozano

  • Michel Rabemahefa
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Feno ny maha Ambasadaoron’i

  • PDS
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Feno Ralambolamanana

  • Hetsika
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

"Cap sur l'île Sainte-Marie"

  • Hetsika
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

mialoha ny loza ara-toetr’andro

  • ANTANETIBE MAHAZAZA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Atody 300 000 isan'andro

Hijery ny tohiny
FTT